Teny iditra rasaina (rasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Didiana sy tetehina: Rasao ity omby ity
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to be cut up, to be carved
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] qu'on découpe: Rasao ny omby (Découpez le boeuf)
Haiendriteny 
rasaina
rasaiko
rasainao
rasainy
rasaintsika
rasainay
rasainareo
rasain'
rasain-
rasaim-
rasai-
norasaina
norasaiko
norasainao
norasainy
norasaintsika
norasainay
norasainareo
norasain'
norasain-
norasaim-
norasai-
horasaina
horasaiko
horasainao
horasainy
horasaintsika
horasainay
horasainareo
horasain'
horasain-
horasaim-
horasai-
rasao
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 78] ary nisy omby vitsy vitsy nodorany, kanefa tsy norasainy tsy akory ka natsangany toy ny omby velona, nasieny vonin-kazo.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31