Teny iditra | Ratompokolahy (ra-, tompo, vavy) | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||||
Fanazavàna teny malagasy | teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | feu [Rakotonaivo 1993, Rajaonarimanana 1995] | ||||
le défunt, le regretté [Rajaonarimanana 1995] | |||||
Voambolana | Teny fanajana | ||||
Mpitovy hevitra | Itompokolahy | ||||
Teny mifanohi-kevitra | Ratompokovavy | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny Ratompokolahy io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |