Teny iditra ratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a wound, an injury
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] blessure
Voambolana 
Sampanteny 
Ohatra  [Rajohanesa: Kintana] Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31