1 | Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy; [Callet: Tantara, takila 36]
|
2 | Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [Andraina: Mitaraina, takila 55]
|
3 | Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [Rabemolaly: Fary, takila 285]
|
4 | Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 187]
|
5 | Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [Andraina: Mitaraina, takila 162]
|
6 | Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [Rajoelina: Ocean, takila 8]
|
|