Teny iditra ravaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny tovovavy sarobidy indrindra
  [SLP 1986] zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] an ornament, jewelry
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] ornement, bijou
  [SLP 1986] décoration, parure
Sampanteny 
Mpanahaka  haingo
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18