Teny iditra | Razafiniaina Charlotte | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Teny fotony | Razafiniaina, Charlotte | |
Fanazavàna teny malagasy | Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [2.314] | |
Voambolana | Tantara: olona ~ Haisoratra: mpanoratra | |
Asa navoany | Eva malagasy Lamby nefa tsy rota Mongon' entana tsy zanaky ny heriny Ny rivotra an-kadilanana Ny tantaran' ilay savomanitra Ny tiana tsy mba zaraina Rota sy Naomy Sahondran' i Mamolakazo Zahatra arendrintompo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |