Entrée | 1 razoky |
Mots élémentaires | 2 ra-, zoky |
Partie du discours | 3 nom |
Vocabulaire |
4 Rapports: famille 5 Etiquette |
Explications en malgache |
6 Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena [1.1] |
Explications en anglais |
7 elder brother or sister (term of respect) [1.7] |
Explications en français |
8 frère ou soeur aîné (terme respectueux) [1.8] |
Exemples |
9 razoky va no manitra voan-kazo? sa Razandry no manitra ravin-kazo? no dia manitra Andriana ny trano tsy razoky no manitra voan-kazo tsy Razandry no manitra ravin-kazo fa ny fitia havana no be [2.131] |
Mis à jour le 2024/09/02 |