Entrée (1/5) | 1 re |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 Heno: Renao ve izany vorona mihira izany? 4 Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto. 5 Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana: Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho; ny fandrenesana tsiron-kanina: Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy; ny fikasihana: Reko ny tsongo ataony ahy. 6 Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako [1.1] |
Explications en anglais |
7 heard; perceived by the senses, as pain or smell [1.7] |
Explications en français |
8 entendu [1.3, 1.8] 9 appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3] 10 perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter [1.8] |
Exemples |
11 Ho ren'olo ka ho maty aho. [2.606] 12 Avereno kely hoe ho reko tsara. [2.895] 13 Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa [2.472] 14 reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy [2.470] 15 Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany [2.324] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 23 reny |
Mots composés |
|
Entrée (2/5) | 31 re |
Partie du discours | 32 particule |
Explications en malgache |
33 Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?; ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho: Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho [1.1] |
Exemples |
34 Nahoana re no anton'izany? [2.324] 35 Aoka re, anaka. [2.470] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
39 Toutes les particules |
Entrée (3/5) | 40 ~re~ |
Partie du discours | 41 infixe |
Explications en français |
42 infixe qui sert à former le pluriel des pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo [1.12] |
Tableaux et planches |
43 Mots avec infixe ~re~ |
Entrée (4/5) | 44 re |
Partie du discours | 45 nom (symbole) |
Explications en malgache |
46 Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1] |
Vocabulaire |
47 Musique: (en général) |
Analogues | 48 do, mi, fa, sol, la, si |
Illustrations |
|
Entrée (5/5) | 50 Re |
Partie du discours | 51 nom (symbole) |
Explications en malgache |
52 Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explications en anglais |
53 Rhenium. [3.1] |
Explications en français |
54 Rhénium. [3.1] |
Vocabulaire |
55 Chimie |
Tableaux et planches |
56 Table périodique |
Mis à jour le 2024/09/07 |