Teny iditra rebaky
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] antitra, sasatra [1.78]
  [Bara] resy, rava [1.78]
  [Tanosy] resy [1.78]

Teny iditra rebaky
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] maty (maty antoka, loka); mihemotra [1.78]

Fivaditsoratra rebika, bekira, kirabe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31