Teny iditra | rehareha | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ ¶ Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] pride, boasting | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888, Hallanger 1974] orgueil | ||||
[Abinal 1888] fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain | |||||
[Hallanger 1974] vantardise | |||||
Voambolana | Ontam-po | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | rehareha | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] arbre | ||||
[Boiteau 1997] [Betsimisaraka, Sakalava] (de rehareha : morgue, attitude hautaine action de se prévaloir de sa supériorité). L'arbre est monocaule, nom ramifié, ou peu ramifié, et les fruits comestibles poussent sur le tronc, bien en évidence ; ce qui apparaît comme une sorte de défi. Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). Fruit acidulé, de saveur agréable. Riche en acide ascorbique. | |||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Anarana siantifika | Ophiocolea floribunda | ||||
Mpanahaka | reharehalahy ~ reharehavavy | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05 |
![]() |