Teny iditra renin-jaza (reny, zaza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana
¶ ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana
¶ iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 525] celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision
¶ celle qui donne sa fille en mariage
¶ sage-femme
Voambolana 
Ohatra 
1 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso] Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza.
2 [Ndema: Antakay] nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka.

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24