Teny iditra reny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
¶ Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] mother, female parent
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974] mère
  [Abinal 1888] tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée
  [Hallanger 1974] parente
Voambolana 
Haiendriteny 
reny
reniko
reninao
reniny
renintsika
reninay
reninareo
renin'
renin-
renim-
-dreny
-dreniko
-dreninao
-dreniny
-drenintsika
-dreninay
-dreninareo
-drenin'
-drenin-
-drenim-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rajohanesa: Kintana] Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao.
2 [Andriamalala: Ranomasina, takila 16] Izaho koa mba manana reny.
3 [Callet: Tantara, takila 126] nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra reñy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] tsy fandrenesana

Teny iditra reny (re, -ny)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra re sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mitovy amin' ny re
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] another form of re
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher
Sampanteny 
Mpitovy hevitra re

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18