Teny iditra | reraka | ||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manan-kery intsony noho ny hanoanana na havizanana: Hateloana izay tsy nanendry honina aho ka reraka / Mafy loatra ny osa' nataony ka reraka izy ¶ Marary mafy: Efa reraka izy ka tsy avelan' ny dokotera iresahana intsony ¶ Maty: Tsy salama teny izy roa volana dia reraka ¶ Lany harena, sahirana izaitsizy: Reraka Rakoto hatramin' izay nahavoazan' ny rivo-doza ny famboleny izay ¶ Ketraka, kivy: Be loatra ny fahoriana nianjady taminy ka tsy mahagaga raha rerakaizy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | tired, exhausted [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | épuisé, affaibli, exténué par la fatigue, la faim, la maladie ¶ qui est gravement malade ; mort ¶ trop lâche comme une corde, un habit ¶ qui n’a plus de moyens d’existence, pauvre, ruiné, découragé. [Abinal 1888] | ||||||||||||||||||||||
fatigué, épuisé [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny reraka io | ||||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/02/08 |
![]() |