Teny iditra rera-molotra
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] lehibe sady toa miraviravy ny molotra ambany
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] qui a la lèvre inférieure grosse, longue et pendante
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24