Teny iditra rerarera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fiakanjo tsizarizary, miroradroraka; refarefa (enti-milaza ny elatry ny vorona na ny fitafiana mila tsy ho zaka); fitavozavozana sady mitaredretra.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885 takila 513] a word for rebareba
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] relâché, se dit des habits, des ailes qui pendent; qui est débraillé dans son habillement
¶ figuré: flasque, sans énergie, lambin
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/23