Teny iditra |
resaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola ¶ Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao ¶ Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | conversation, talk [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | conversation; entretien [1.3, 1.8]
|
| causerie [1.3]
|
| [Sakalava-Mayotte]
cri, hurlement [1.405]
|
Haiendriteny |
resaka
resako
resakao
resany
resatsika
resakay
resakareo
resak'
resa-
resaky
| |
-dresaka
-dresako
-dresakao
-dresany
-dresatsika
-dresakay
-dresakareo
-dresak'
-dresa-
-dresaky
| |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohatra |
1 | Tsy ho lava resaka aho.
[2.528]
|
2 | Velona eo indray ny resaka.
[2.470]
|
3 | Aza tapahin’ ialahy ny resakay (Ne coupe pas notre conversation)
[1.3]
|
4 | Dia lasa ilay olon-kendry, ka nody nampandry sofina nihaino ny resaka nataon' ilay vorondolo roa
[2.293]
|
|
Ohabolana |
|