Teny iditra resaka mandany labozia (resaka, lany, labozia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony resaka, mandany, labozia
Fanazavàna teny malagasy resadresa-poana fa tsy araka izay tokony ho izy ka mandany fotoana fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01