Teny iditra resaresa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandeha miretareta sy tsy afaka mamindra fity (toy ny an' ny ganagana); hakamoana, fiborerana, fitsimozimozy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay démarche traînante, comme celle des canards; lenteur, paresse, mollesse [Abinal 1888]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31