Teny iditra |
resena
(resy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Iadiana, tsindriana, toherina, atao resy: Reseo ny hakamoana ~ Tokony horesena ny hatezerana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be defeated, to be conquered [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on bat, qu'on conquérit [1.8]
|
Haiendriteny |
resena
reseko
resenao
reseny
resentsika
resenay
resenareo
resen'
resen-
resem-
rese-
| |
noresena
noreseko
noresenao
noreseny
noresentsika
noresenay
noresenareo
noresen'
noresen-
noresem-
norese-
| |
horesena
horeseko
horesenao
horeseny
horesentsika
horesenay
horesenareo
horesen'
horesen-
horesem-
horese-
| |
reseo | |
|
Ohatra | Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro.
[2.470]
|
Ohabolana |
|