Teny iditra | resy | ||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho ¶ Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony ¶ Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao ¶ Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy ¶ Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | defeated conquered, overcome [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | battu, conquis [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||||||
vaincu [Boiteau 1997] | |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||||||
Teny iditra | resy | ||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanosy] noana [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/31 |
![]() |