Entrée resy ny maty
Partie du discours locution
Explications en malgache Anambarana fa tsy afa-miteny intsony ny maty ka manao izay tiany ny velona; ilazana indrindra ny olona maty, ka malady manambady ilay vadiny velona [1.1]
Mots élémentaires resy ; maty

Mis à jour le 2023/05/29