Teny iditra | revaka | |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Fanazavàna teny malagasy | Haingo feno rentirenty manaitra ny maso; ravaka mambabo amin' ny fanjelanjelany [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | revaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] iva, fohy [Rakotosaona 1975] | |
Sampanteny |
| |
Mpitovy hevitra | reva | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |