Teny iditra | reza | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Mpitovy hevitra | rezareza | |
Teny iditra | Rezà | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Rhesa [Baiboly] | |
Fanazavàna teny frantsay | Résa [Baiboly] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Mpitovy hevitra | Resa | |
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Rezà | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |