Teny iditra | ribika | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitana rano, fitsobohana rano (jereo roboka) [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | action de passer l'eau à gué. Comme roboka [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | birika, kabiry |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |