Teny iditra | rihana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny ambaratonga ambony rehetra amin' ny trano: Any amin' ny rihana faharoa izahay no mipetraka ¶ Ny ngorodona [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | an upper floor; a balcony inside a building [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | étage, plancher d'un étage [1.8] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | harina, hirana, rahany, rahina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |