Entrée (1/3) | 1 rindra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Filantolantoana na fandaharana zavatra maro mba hifanaraka tsara [1.1] |
Explications en anglais | 4 arrangement [1.7] |
Explications en français | 5 ordre, arrangement, disposition [1.3]6 arrangement harmonieux [1.8] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 14 rindra |
Partie du discours | 15 nom |
Vocabulaire |
16 Technique |
Explications en malgache | 17 Zavatra natao ho afaka hiditra tsara ao anatin' ny zavatra iray hafa noho ny kinifinifiny afaka mikorisa amin' ny lavaka namboarina ho an' izany amin' ilay lavaka faharoa, saikirò: Tapaka ao anatin' ny ambaviny ny rindrankazo [1.1] |
Explications en anglais | 18 the thread of a screw or bolt [1.7] |
Explications en français | 19 pas de vis et filet de la vis [1.3, 1.8] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/06/24 |