Teny iditra | rindrim-baravarankely | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Teny fotony | rindrina, varavarankely | |
Fanazavàna teny malagasy | rindrina kely ambanin'ny bananoaka [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | allège [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |