Teny iditra rirana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zorony mivohitra: Voan' ny riran-databatra ny takibako
¶ Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy an edge, a cutting edge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay le tranchant; cf. horirana [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohatra Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona. [2.857]
Ohabolana 

Fivaditsoratra Ranary, rarina

Nohavaozina tamin' ny 2022/12/13