Teny iditra ririnin-dasa tsy tsaroana (ririnina, lasa, tsiaro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24