Teny iditra | ritaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kibo be mirotarota; fahalehibiazan' ny kibo (toy ny an' ny bevohoka) [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | grosseur du ventre [1.3] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Mpitovy hevitra | rotaka | |||||||||
Fivaditsoratra | tarika, traika, triaka, akatry, akitra, atrika, kaitra, karaty, katray |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |