Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ri
vana
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fitrifanana sy fihenjanana ka tsy laitra tenenina; fihetsika feno fampitahorana sy fandrahonana
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny iharana
ampirivanana
,
ampirivanina
,
rivanina
matoantenin' ny mpanao
mampirivana
,
mandrivana
matoantenin' ny fameno
ampirivanana
,
andrivanana
anarana
fandrivana
,
fandrivanana
,
mpandrivana
,
rivandrivana
Fivaditsoratra
varany
,
varina
,
ravina
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31