Entrée | 1 roa |
Partie du discours | 2 adjectif |
Vocabulaire |
3 Mathématiques: arithmétique |
Explications en malgache |
4 Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina [1.1] 5 Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa [1.1] |
Explications en anglais |
6 Two [1.7] |
Explications en français |
7 Deux [1.3, 1.8, 1.5] |
Exemples |
8 Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana. [2.470] 9 Nidina izahay roa lahy. [2.471] 10 Efitra roa ny tranonay. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 15 anankiroa |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Titres |
|
Proverbes | 46 Proverbes contenant le mot roa |
Tableaux et planches |
47 Les nombres 48 Addition 49 Multiplication |
Article |
50 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Anagrammes | 51 aro, ora, rao, roa |
Mis à jour le 2023/06/05 |