Teny iditra roapolo (roa, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] twenty
Fanazavàna teny frantsay  [3.1] vingt
Marika iraisam-pirenena  [3.1] 20 ~ XX
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 21] Tsy adinoina indrindra ny siramamy takelany roapolo efa nekena.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 170] Roapolo metatra ireo saha ireo.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31