Teny iditra robaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Loaka hatrany ambadika, tanteraka, gorobaka [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra robaka
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] rava, mianjera [1.78]
  [Tanosy] mianjera; midaraboka [1.78]
Mpitovy hevitra roba

Fivaditsoratra bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31