Teny iditra | robo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] fampirisihina, doka | |
[Rakotosaona 1975] [Bezanozano] doka, fandokafana | ||
[Rakotosaona 1975] [Tanala] doka, dokadoka | ||
[Rajemisa 1985] Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin' ny teny mamy; lainga entina mampirisika hanao ny tsy tokony hatao. | ||
Sampanteny |
| |
Teny iditra | robo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] hoby, fihobiana | |
Mpitovy hevitra | fandroboana | |
Teny iditra | robo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997] [Betsileo] Mets préparé avec des patates douces cuites avec du lait. Très apprécié des enfants et des personnes âgées. | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |