Teny iditra rodaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mirehitra milelalela amin' ny tsy antony
¶ Mandanilany befahatany, mirobaroba ny ananana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay prodigue [1.3]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra rodaroda

Fivaditsoratra adrako, daroka, radoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31