Teny iditra rodana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanadabohana na fandavoana hiongana amin' ny tany; fianjerana na fikoavana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay action de jeter à terre, de renverser, de démolir, de s'ébouler, de s'écrouler [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra andrao, androa, darona, dorana, radona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31