Teny iditra rofia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zavamaniry karazana palmie izay anaovana kofehy ny hoza-draviny ka tenomina ho jiafotsy
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] the raffia palm, its fibre; palms in general
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] le palmier raphia, sa fibre; palmier
  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka, Bezanozano, Merina, Sihanaka] (probablement de mofia, Betsimisaraka ancient). Attesté par Sonnerat dès 1782 et mentionné par tous les auteurs plus récents. Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae). Très beau palmier des sols humides, bords de marécages ; fournissant une fibre très appréciée et bien connue. Les Betsimisaraka en distinguent deux formes. Le fombanala et le kotrovato plus apprécié pour la qualité de ses fibres. C'est lui qui fournit ce qu'on appelle commercialement « rafia fleuristes ». Outre les fibres, le rafia fournit un « chou palmiste » très apprécié. En perforant le coeur on obtient un jus sucré qui, après fermentation, fournit le bomena ou vin de palme, boisson alcoolique appréciée. Voir aussi mofia, rafia, moranda, voampiso, etc.
Voambolana 
Anarana siantifika Raphia ruffia
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1 [Dox: Mirahavavy] Rofia mijoro mavamavana, endriky ny tanimboly!
2 [Dahle: Angano] Nony efa tonga tany amin' ny tany be rofia izy.
3 [Andriamalala: Ranomasina, takila 30] Tsy misy afa-tsy ny akanjobe rofia ihany, jiafotsy, no mahay ity takohoka ity raha tsy te ho rotidrotika ny hoditra!
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny rofia ity (8)
Ambodirofia
Ambohidrofia
  Androfia
Androfiabe
  Androfiakely
Androfiamena
  Androfiatsara
Berofia
 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05