Teny iditra | rofy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] faty, fahoriana [1.78] | ||||||
Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity ¶ Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy [1.1] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | illness, ill health [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | maladie, malaise [1.54] | ||||||
maladie chronique, mauvaise santé [1.8] | |||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rofy io | ||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |