Teny iditra rohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] tady, kofehy
  [Rajemisa 1985] Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra
¶ Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a cord used for binding
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] attache, lien
Sampanteny 
Ohatra  [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 214] Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana.

Teny iditra rohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] omby voafatotra mba hoterena
  [Rajemisa 1985] [Tsimihety] Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso

Teny iditra ROHY
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana
Mpanahaka  fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31