Teny iditra rom-patsa (ro, patsa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] anarana ilazana ny vola famangiana omena ny mpifana vao tarabao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31