Teny iditra ron-doha
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] fieritreretana mafy, fisahiranana, fiahiahiana: Lany ron-doha taminao ny ray aman-dreninao
Ohatra 
1 [FOFAFIPE: Haivola] Tsy misy haiko intsony ny fianarana nandaniako rondoha.
2 [SeFaFi ] Mandritra izany fotoana izany, ny solombavambahoakantsika tsy nofinidy dia mandany rondoha mba ho afaka mitango faran' izay ela indrindra ny tombontsoa mifandraika amin' ny toerana nomena azy.

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24