Teny iditra rora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy spittle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay salive, crachin [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  ivy ~ ranivy
Ohatra na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony. [2.470]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20