Teny iditra rorampiso
Sokajin-teny anarana
Teny fotony rora, piso
Fanazavàna teny malagasy Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Mitovy hevitra: amanim-boalavo ~ erikerika ~ laviana [1.1]
Voambolana 

Teny iditra roram-piso
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony rora, piso
Fanazavàna teny malagasy ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra mpisaroro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01