|
|
|
|

Entrée1  roritra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena [1.1]
Explications en anglais  4  Pulled in opposite directions; stretched out like rubber [1.7]
Explications en français  5  Qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc [1.8]
Exemples  6  Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa [2.472]
Dérivés 
7  Verbes actif :
8  Verbes passif :
9  Verbes relatif :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Autres orthographes  12  riritra, rirotra

Anagrammes  13  rirotra, roritra

Mis à jour le 2021/10/03