Teny iditra roroha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay la panse des animaux ruminants [Abinal 1888]
Voambolana 
Ohatra Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [Callet: Tantara]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31