Teny iditra | rosia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Taratasy fanamarinana ny nandraisana vola tamin' olona; tapakila | |
Voambolana | Toe-karena: varotra | |
Ny fihaviany | Frantsay: reçu. | |
Teny iditra | Rosia | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny anglisy | [3.1] Russia | |
Fanazavàna teny frantsay | [3.1] Russie | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Mpanahaka | rosianina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |