Teny iditra roso
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Efa miainga; efa lasa: Rosa ny dia
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] going on
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] continuer, progresser
Sampanteny 
Haiendriteny 
roso
rosoko
rosonao
rosony
rosontsika
rosonay
rosonareo
roson'
roson-
rosom-
roso
rosoko
rosonao
rosony
rosontsika
rosonay
rosonareo
roson'
roson-
rosom-
ho roso
ho rosoko
ho rosonao
ho rosony
ho rosontsika
ho rosonay
ho rosonareo
ho roson'
ho roson-
ho rosom-
Ohatra 
1 [Andriamalala: Ranomasina, takila 40] Dia roso ny diako hamonjy ny renivohitry i Frantsa.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 234] Vao maty ny masoandro, dia roso ny dia.
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny roso ity (1): Imerimandroso

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31