Teny iditra | rosoana (roso) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Enti-milaza olona omena zavatra hohanina ka atao eo anoloany izany zavatra izany: Rosoana vary ny vahiny | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny rosoana io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |