Teny iditra | rotana | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (Mitovy amin' ny orotana, jer. orotra): Rosana, tangosana befahatany sy ataotao fotsiny (ravin-javamaniry ) [1.1] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | tanora, tarona, torana, anotra, atrano, naotra, noatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |